| Entry | 1 adim-pamantaranandro |
| Elementary words | 2 ady, 3 famantaranandro |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny
[1.1] |
| Explanations in French |
6 Heure
[1.3] |
| Vocabulary | 7 Time |
| Synonyms | 8 adiny |
| Updated on 2026/09/29 |
|