|
|
|
|

Entry1  famantaranandro
Elementary words  2  famantarana, andro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany
Explanations in English  5  [1.2] [andro, the day.] A clock, a watch.
6  [1.7] a watch, a clock
Explanations in French  7  [1.8, 1.13] montre
8  [1.8] horloge
Examples  9  [2.356#] Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho.
10  [2.59#] tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro.
11  [2.332#] Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro.
Vocabulary  12  Instrument
Compound words 
Article  16  Randzavola: famantaranandro ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07