|
|
|
|

Entry (1/3) 1  adidy
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  19 Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana
20 henatra, andraikitra
21 Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany
22 Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy. [1.1]
23 zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy [1.13]
Explanations in English  24 responsibility; blame, censure [1.2, 1.7]
25 something for which one is held responsible. See andraikitra [1.2]
Explanations in French  26 devoir [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
27 responsabilité [1.3, 1.8, 1.5]
28 blâme, censure [1.3, 1.8]
Examples  29  adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille) [1.3]
30  adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3]
31  Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470#19]
Vocabulary  32  Philosophy
Synonyms  33 fondro, soketa, tsiny
Combinations  34  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word adidy
Proverbs  35  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 36  adidy
Root  37 didy
Part of speech  38  passive verb
Morphology 
39  Present :
40  Past :
41  Future :
42  Imperative :
Explanations in Malagasy  43 Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e! [1.1]
Explanations in English  44 used of that with which anything is cut [1.2#114]
Explanations in French  45 avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon) [1.3]
Proverbs  46  Proverbs containing that word

Entry (3/3) 47  adidy
Part of speech  48  noun
Explanations in Malagasy  49 [Antesaka] fanambarana fa tanin'olona, kalo [1.78]

Anagrams  adidy, 50 Idida

Updated on 2026/04/22