|
|
|
|

Entry 1  andraikitra
Root  2 raikitra
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany
10 adidy [1.1]
11 izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata mifehy sy ny anjara asany [1.13]
Explanations in English  12 something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. [1.2]
13 responsibility; a charge; [1.7]
Explanations in French  14 responsabilité, charge [1.8, 1.13]
15 rôle [1.13]
Examples  16  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
17  Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472]
Combinations  18  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andraikitra
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21