Entry | 1 adalo be ranomaso |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava |
Explanations in French |
4 [1.3] Le destin des pleurs |
Elementary words | 5 adalo, be, ranomaso |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |