|
|
|
|

Entry 1  adalaina
Root  2 adala
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy
9 lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina
10 fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho
11 ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako [1.1]
Explanations in English  12 To be befooled, to be imposed upon, to be deluded. adalana is used in the provinces. [1.2]
13 to be made foolish, to be made a fool of [1.7]
Explanations in French  14 qu'on dupe [1.3, 1.8]
15 Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune [1.3]
16 de qui on se joue [1.8]
Examples  17  Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy. [2.470#54]
Synonyms  18 adalana

Anagrams  adalaina, 19 iadalana

Updated on 2026/04/22