Entry | 1 resena (resy) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana ~ Tokony horesena ny hatezerana [1.1] |
Explanations in English |
4 to be defeated, to be conquered [1.7] |
Explanations in French |
5 qu'on bat, qu'on conquérit [1.8] |
Examples |
6 Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word resena |
Anagrams | 12 resena, serena |
Updated on 2023/01/20 |