|
|
|
|

Entry (1/2) 1  kosa
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Teny kely entina: 1) Manavaka: Ny androngo mandeha tongotra efatra, ny bibilava kosa mikisaka. 2) Milaza hoe: "etsy an-daniny": Ny ato mpianatra sary, ny atsy kosa mpianatra mozika. 3) Mampifanohitra zavatra na asa roa: Ny fahavalo mitady hanimba anao, fa ny sakaiza kosa mitady hanasoa (tsy fiteny ny hoe: fa kosa ny sakaiza...) [1.1]
Explanations in English  4 on the other hand; in turn [1.7]
Explanations in French  5 et d'autre part, au contraire [1.8]
Examples  6  Inona kosa no renay? [2.270#]
7  Izaho kosa manakobana. [2.117#]
8  Diso kosa izany, Rasaha. [1.335#]
Combinations  9  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kosa

Entry (2/2) 10  Kosa
Part of speech  11  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  12 Cush [2.996]
Explanations in French  13 Kush [2.996]
Examples  14  Hira firehetan' i Davida nohirainy tamin' ny Tompo, noho ny tenin'i kosa Benjaminita [2.996]
Vocabulary  15  Holy Scriptures
Other spellings  16 kosy
Biblical quotes  17 Chapters and verses mentioning Kosa

Anagrams  18 kaso, Kosa, kosa, 19 sako, 20 soka

Updated on 2026/10/18