|
|
|
|

Entry 1  anaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  7 [Bara+Betsileo] zanaka [1.78]
8 Teny mitovy tsy misy hafa amin' ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto fombam-pehezanteny manaraka ireto: a) raha misy mpamaritra anarana eo alohany: Efa lehibe anaka Razay ~ Maro anaka izy ~ Vao maty anaka Rabe. b) raha atao teny enti-miantso: Hendre tsara, anaka [1.1]
Explanations in English  9 a child, the young of anything; any one treated with affection; an affectionate and respectful mode of address. Avia, anaka, Come, child. This word anaka is also always used in the provinces where zanaka would be used in Imerina. [Mal. anak.] [1.2]
10 a child [1.7]
Explanations in French  11 enfant, mon cher enfant: [1.8]
Examples  12  " "Eny, anaka," hoy Rafotsibe, "fa misaotra anareo aho. [2.293#25]
13  Izao no teniko aminao anaka: [2.324]
14  Efa lehibe anaka izy Ravokatra: [2.470#89]
15  Nanana anaka i Neny tamin' iny taona nahafahako fanadinana iny. [2.472#159]
Combinations  16  35 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word anaka
Proverbs  17  Proverbs containing that word
Article  18 Randzavola: anaka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19 Akana, akana, akàna, anaka

Updated on 2026/08/14