|
|
|
|

Index

Proverbs : savihina

Proverb 1Malaza ho katsaka ka savihin' ny tsaramaso. [1.1]
Malagasy interpretationMiseho ho matanjaka na ambony, nefa resin' ny osa na kely noho izy. [1.1]

Proverb 2Tondroko iray no maharary, ka ny tenako be no savihiny. [2.558 #4180]
Tondroko iray no marary, ka ny tenako be no savihiny. [2.653 #3126, 2.415]
French translationUn seul de mes doigts est malade et tout mon corps en est saisi. [2.415 #2826]
French interpretationSe disait de la solidarité. [2.415 #2826]

Index