Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : Ikopa | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Arivo tatatra, zato renirano; faran' ny rano Ikopa ihany. [2.165 #456, 2.653]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Ikopa ihany no farany. [2.974 #165] Renirano zato, sakeli-drano arivo : Matsiatra ihany no farany. [2.974 #165] Renirano zato, tatatra arivo, fa Ikopa ihany no farany. [2.558] Renirano zato, tatatra arivo: Ikopa ihany no farany. [2.653] Tatatra zato, sakelidrano arivo, faran' ny rano any Matsiatra. [2.558 #4113, 2.653 #3048] | ||||||||||||||||||||
French translation | Mille canaux, cent rivières: leur fin à tous est l' Ikopa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Le mensonge finit toujours par être dévoilé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Faran' ny omby hena ary faran' ny teny ifanatrehana. [2.558 #75]
Faran’ ny omby hena, faran’ ny rano Ikopa, ary faran’ ny teny ifanatrehana. [2.653 #934] Faran' ny omby hena, faran' ny teny ifanatrehana. [2.165 #457] | ||||||||||||||||||||
French translation | La fin du bœuf c' est d' être mangé, et la fin des paroles (fausses) c' est la confrontation. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||