Entry | volonondry | ||
Elementary words | volo ; ondry | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Lamba vita amin' ny volon' ny ondry [1.1] | ||
Explanations in English | Wool [1.7] | ||
Explanations in French | Laine [1.8] | ||
Laine [1.13] | |||
Examples | Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany.
[2.470] | ||
Vocabulary | Economy: clothing | ||
Compound words |
| ||
Article | Randzavola: volonondry ao amin' ny Baiboly | ||
Entry | volonondry | ||
Elementary words | volo ; ondry | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in French | [Betsimisaraka]
(sens général : liane, poils de mouton). Nom donné à plusieurs petites Poaceae gazonnantes. Surtout : Panicum umbellatum Trin. et
Digitaria didactyla Willd. (Poaceae), pour la côte Est.
[Bezanozano, Merina] Sur les pentes orientales, plutôt : Digitaria humbertii A. Camus (Poaceae). [1.196] | ||
Scientific name | Digitaria didactyla, Digitaria humbertii, Panicum umbellatum | ||
Vocabulary | Botany | ||
Updated on 2023/12/09 |