Entry (1/2) | 1 vokatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna 4 Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [1.1] |
Explanations in English |
5 fruit, produce; a result [1.7] |
Explanations in French |
6 produit, résultat [1.8, 1.13] 7 fruit, récolte qui produit [1.8] 8 effet, conséquence [1.13] 9 Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [1.196] |
Examples |
10 izahay mampakatra ny vokatra. [2.442#] 11 Raha eny, inona ny vokatra azo? [4.27#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Article |
35 Randzavola: vokatra ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
Entry (2/2) | 36 vokatra |
Part of speech | 37 adjective |
Explanations in Malagasy |
38 Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity 39 Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [1.1] |
Explanations in English |
40 productive [1.7] |
Explanations in French |
41 fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) [1.196] |
Examples |
42 vokatra be ny voanjonareo. [2.472#] |
Vocabulary |
43 Botany |
Compound words |
|
Anagrams | 47 vokatra, votraka |
Updated on 2023/06/17 |