Entry fanaovana ampaham-bokatra
Elementary words fanaovana ; ampaha ; vokatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fifanekena eo amin'ny tompon'ny fitaovampamokarana sy ny mpiasa ka ifampizarana ny vokatra azo eo amin'ny fambolena na fiompiana [1.13]
Explanations in French Métayage [1.13]

Updated on 2023/06/17