|
|
|
|

Entry1  voanongo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anaran-kafa ilazana ny tanantanampotsy [1.1]
Explanations in French  4  (de voa : fruit ; et nongo : qui a un rebord ; allusion à la soudure des trois loges du fruit qui reste bien visible). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). [Tanala] [1.196]
5  [Betsileo]
6  [Sakalava]
7  [Tankarana]
Examples  8  Fa tamin' izany, jiro voanongo ihany no fantatro. [2.472]
Vocabulary  9  Botany: grass
Scientific name 

Updated on 2020/07/31