Entry | vaovao (vao) | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Malagasy definition | Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany [Rajemisa 1985] | ||||||||
zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro [Akademia 2000B] | |||||||||
French translation | actualités, informations, nouvelles [Akademia 2000B] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Examples | Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: [Andraina: Mitaraina, page 136] | ||||||||
Entry | vaovao (vao) | ||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||
Malagasy definition | Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro ¶ Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy [Rajemisa 1985] | ||||||||
English translation | new [Hallanger 1973] | ||||||||
French translation | nouveau, neuf [Hallanger 1974] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |