Entry (1/4) | 1 vanona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mahomby: Tena vanona tsara ny voaloboka tamin' ny taona ito 4 Mandroso: Tsy mety vanona ny varotra eto amin' ity faritany ity 5 Manjary: Tsy misy vanona ny akoho nompiany 6 Misy vidiny, mahatanteraka ny ilana azy, tomombana amin' ny maha-izy azy: Tsy vanona intsony ity penina ity ~ Mba olom-banona 7 To, tanteraka: Tsy nisy vanona ny fikasany ka kivy tanteraka izy [1.1] |
Explanations in English |
8 successful; coming to full growth; dependable [1.7] |
Explanations in French |
9 qui réussit, pousse, aboutit, arrive à bonne fin, fécond, prospère, qui produit: Vanona tsara ny vary amin' ity taona ity (Le riz réussit bien cette année) ~ Vanona ny ana-kazo rehetra namboleko (Tous les plants d'arbre que j'ai planté poussent) ~ Tsy vanona ny zanak ' io omby io (Les petits de cette vache sont étiques, crèvent) ~ Tsy vanona ity tanimbary ity (Cette rizière ne produit rien, produit peu) ~ Tsy vanona intsony ity angady ity (Cette bêche ne vaut plus rien) ~ Tsy vanona ny fikasako (Mes projets n'ont pas abouti, ont échoué) [1.3] 10 qui réussit; venu à pleine croissance; qui produit [1.8] |
Examples |
11 Rahefa resaka vanona, ao aho. [2.4] 12 hianao olon-dratsy, olon-tsy vanona. [2.69] 13 kanjo hay hianao olon-dratsy olon-tsy vanona [2.131] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 22 vanòna |
Part of speech | 23 imperative of adjective vanona |
Explanations in French |
24 réussissez [1.3] |
Tables and plates |
25 All the adjective imperatives |
Entry (3/4) | 26 vanòna |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in English |
28 the ground floor [1.7] |
Explanations in French |
29 rez-de-chaussée [Provincial]
[1.8] |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 31 vanona |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in French |
33 (veut dire en général : qui se développe vite, qui produit beaucoup, etc.). C'est le nom donné sur la côte Est à plusieurs ficus, à croissance très active et qui ont tendance à se développer sur d'autres arbres et à écraser, surtout : Ficus polyphlebia Baker et Ficus tiliifolia var. sphaerophylla (Baker) H.Perrier & Leandri (Moraceae). Arbres à bois blanc, léger, cassant. A. et G. Grandidier, Ethnographie 4, p. 170 ont indiqué sous son malgache, l'emploi ancien des fibres tirées de son écorce, surtout en corderie. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary |
34 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 36 vanona, vanòna, vanona, vanòna |
Updated on 2023/08/11 |