Entry vano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe) [1.1]
Explanations in English A heron [1.7]
Explanations in French Héron [1.3, 1.54, 1.8]
 Héron cendré (Ardea cinerea firasa) [4.22]
Scientific name Ardea cinerea firasa
Vocabulary 
Synonyms langoromavo ~ vanokagira
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/10/23