Entry vanobe
Elementary words vano ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fotsy tanteraka ny volony fa ny ranjony sy ny vavany no vony tanora; amin' ny toerana be farihy sy ony lehibe ary amin' ny heniheny no ahitana azy [1.1]
Explanations in French Le héron Goliath de couleur rousse. Ardea goliath. [1.3]
Scientific name Ardea goliath
Vocabulary 

Updated on 2023/10/23