Entry (1/2) | 1 tsipy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fafy, famafasana [Tambahoaka, Bara]
[1.78] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 7 tsipy |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [1.1] |
Explanations in English |
10 a throwing [1.2] |
Explanations in French |
11 jet; projeté, projection, projetante [1.13] 12 action de jeter, de lancer [1.196] |
Examples |
13 Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292] 14 tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270] |
Vocabulary |
15 Botany |
Derivatives |
|
Other spellings | 21 tipy |
Compound words |
|
Anagrams | 34 pitsy, tsipy |
Updated on 2023/12/07 |