Entry (1/4) | 1 tovo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 olona tsy manambady [Tambahoaka]
[1.78] 4 Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [1.1] |
Explanations in English |
5 unmarried [1.7] |
Explanations in French |
6 célibataire [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Entry (2/4) | 20 tovo |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/4) | 27 tovo |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 hasoa, hatsaran-tarehy [Taisaka]
[1.78] |
Entry (4/4) | 30 tovo |
Part of speech | 31 noun |
Explanations in French |
32 Nom donné aux tiges à croissance rapide, comme celles du maïs fourrager qu'on appelle tovoTSAko, et d'autres Poaceae fourragères [Betsileo]
33 (racine verbale) Action de pousser, de croître, en parlant d'une plante, d'un arbre, etc. [Merina] 34 En composition, forme l'adjectif tokantovo [Merina] [1.196] |
Vocabulary |
35 Botany |
Compound words |
|
Anagrams | 37 tovo, voto |
Updated on 2023/09/14 |