|
|
|
|

Entry1  tolona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ady (lalao) [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]
4  Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona
5  Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1]
Explanations in French  6  lutte [1.13]
Examples  7  Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472]
Vocabulary  8  Game
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Proverbs  15  Proverbs containing the word tolona

Anagrams  16  ntaolo, tolona

Updated on 2020/07/31