Entry |
toetany
|
Elementary words | toe- (toetra) ; tany |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns... Fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13]
|
Explanations in French | Climat Structure du sol [1.13]
|
Examples |
1 | Mahasalama an'i dera ny toetany any.
[2.442]
|
2 | Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika
[2.606]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Other spellings |
Illustrations |
|
|