|
|
|
|

Entry1  telo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo [1.1]
Explanations in English  4 three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] [1.2]
5 three [1.7]
Explanations in French  6 trois [1.3, 1.5, 1.8]
International  7 3
8 III [3.1]
Examples  9  Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano? [2.131]
10  Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293]
Derivatives 
Nouns :
Adjectives :
Vocabulary  17  Mathematics: arithmetic
All compound words  18  83 combinations of that word
Proverbs  19  Proverbs containing that word
Tables and plates  20  run="manisa" label="manisa" />
21  run="arithmetic?op=a" label="addition" />
22  run="arithmetic?op=m" label="multiplic" />Andriamihaja: Fanisana vaovaoshould the derivative table show also the secondary derivatives: manintelo (intelo), fanintelony (intelo) ?Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa)Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano?Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy
Article  23  run='/bins/articles?a=fanisanavaovaoandriamihaja'>Andriamihaja: Fanisana vaovao 24  run='/bins/randzavola?p=407'>Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa)

Updated on 2026/02/26