|
|
|
|

Entry (1/3)1  tarika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato
4  Fitaomana
5  Fanoroana lalana, fitondrana
6  Antokon' olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan' olona ray: Tarik' i Rainizafitsimihogo
7  Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana matetika tariby [1.1]
Explanations in English  8  a pulling or leading along; a troup under one person's leadership [1.7]
Explanations in French  9  action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) [1.8]
10  équipe, classe, groupe, traction, lignée [1.13]
Examples  11  Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo; [2.470]
12  Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. [2.117]
13  Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. [2.508]
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 
Titles  32  Tari-dalam-pifandraisana : Guide to Communication Malagasy-Français-English (Yount James W.)

Entry (2/3)33  tarika
Part of speech  34  noun
Explanations in Malagasy  35  andriana [Sihanaka] [1.78]

Entry (3/3)36  tarika
Part of speech  37  noun
Explanations in French  38  (de tarika : action de traîner, de tirer sur quelque chose). Nom des plantes lianoïdes ou à tiges rampantes. Équivalent de français « traînasse ». [1.196]
Vocabulary  39  Botany
Phytonyms 

Anagrams  42  akitra, atrika, kaitra, ritaka, tarika, traika, triaka

Updated on 2023/06/08