Entry tarika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato
Fitaomana
Fanoroana lalana, fitondrana
Antokon' olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan' olona ray: Tarik' i Rainizafitsimihogo
Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana matetika tariby [1.1]
Explanations in English A pulling or leading along; a troup under one person's leadership [1.7]
Explanations in French Action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) [1.8]
 équipe, classe, groupe, traction, lignée [1.13]
Examples 
1Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo; [2.470]
2Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. [2.117]
3Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. [2.508]
Derivatives 
 
Compound words 
Titles Tari-dalam-pifandraisana
Proverbs 

Entry tarika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] andriana [1.78]

Entry tarika
Part of speech noun
Explanations in French (de tarika : action de traîner, de tirer sur quelque chose). Nom des plantes lianoïdes ou à tiges rampantes. Équivalent de français « traînasse ». [1.196]
Vocabulary 
Phytonyms 

Anagrams 

Updated on 2023/06/08