|
|
|
|

Entry (1/3)1  tapika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
4  Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Morphology 
5  Simple :
Compound words 

Entry (2/3)7  tapika
Root  8  pika
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
Explanations in French  11  jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Vocabulary  12  Game
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :

Entry (3/3)18  tapika
Part of speech  19  noun
Explanations in French  20  (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [Betsimisaraka] [1.196]
21  [Bezanozano]
22  [Sihanaka]
Vocabulary  23  Botany

Anagrams  24  tapika, tipaka

Updated on 2023/08/11