Entry | 1 tanimbary |
Elementary words | 2 tany, vary |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tany anirian' ny vary rehefa avy ketsaina avy eo amin' ny taninketsa, ka eo no ahamasahany sy ijinjana azy |
Explanations in English |
5 [1.7] a ricefield |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8, 1.13] Rizière 7 [1.196] (toute l'île) (de tany : terre, terrain ; et vary : le riz ). Les rizières aménagées en vue de l'irrigation. |
Examples |
8 Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470] |
Vocabulary |
9 Economy: agriculture |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word tanimbary |
Quotes | 11 Texts mentioning tanimbary |
Illustrations |
|
Updated on 2024/08/13 |