Entry | tanalahinala | |
Elementary words | tanalahy ; ala | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany [1.1] | |
Examples | Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala.
[2.529] | |
Vocabulary | Zoology: reptiles, amphibians | |
Updated on 2023/07/24 |