Entry | tamberim-bidy | |
Elementary words | tamberina ; vidy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony [1.1] | |
Explanations in French | Ristourne [1.5] | |
Vocabulary | Economy: trade | |
Updated on 2023/05/18 |