Entry (1/2) | 1 tadio |
Root | 2 tady |
Part of speech | 3 imperative of passive verb tadina [Full list] |
Entry (2/2) | 4 tadio |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io |
Explanations in English |
7 [1.2] a whirlwind. It is generally supposed to consist of the spirits of the dead. 8 [1.7] a whirlwind |
Explanations in French |
9 [1.8] tourbillon de vent |
Examples |
10 Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano. [2.470] |
Vocabulary |
11 Meteorology |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word tadio |
Anagrams | 36 atodi, atody, tadio |
Updated on 2024/10/30 |