Entry | rikarikan-taolana (rikarika, taolana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] | |
Explanations in French | Amas d'ossements, squelette [1.3] | |
Vocabulary | Biology | |
Synonyms | karana | |
Updated on 2020/07/31 |