|
|
|
|

Entry (1/3)1  rahona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro
Explanations in English  4  [1.2] a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.]
5  [1.7] a cloud
Explanations in French  6  [1.3#499, 1.8] nuage
Examples  7  Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471]
8  Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529#]
Vocabulary  9  Meteorology
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
12  Adjectives :
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word rahona
Article  23  Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
24 

Entry (2/3)25  rahona
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  [1.1] Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony
Explanations in English  28  [1.2] fig. a threat, a menace
29  [1.7] a threat, a menace
Explanations in French  30  [1.3#499, 1.8] menace
Derivatives 
31  Active verbs :
32  Passive verbs :
33  Relative verbs :
34  Names :
35  Adjectives :
Analogs  36  rahonavis
Compound words 

Entry (3/3)38  rahona
Part of speech  39  noun
Explanations in English  40  [1.2] gilding
Derivatives 
41  Passive verbs :
42  Names :
43  Adjectives :

Anagrams  44  aharon, arahon, hanaro, hanora, haoran, harano, haroan, harona, naharo, naraho, rahano, rahona, rohana

Updated on 2023/08/15