Entry fandrahonana (rahona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanombanana: Jereo ity fandrahonan' ny orana ka andeha hody
Rahom-bava: Tsy matahotra ny fandrahonanao aho [1.1]
Explanations in English A threat [1.7]
Explanations in French Menace [1.3, 1.8]
Examples 
1Ka hita fa teny fandrahonana ataon'ilay montana, hoy ny Komandy. [2.895]
2Nifaninjitra teo ny fifonana sy ny fandrahonana mandritry ny hateloana. [1.437]
3Fandrahonana fotsiny io taratasy io ", hoy ilay 3 voninahitra anankiray; [2.357]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/02/15