Entry (1/4) | 1 pin~ |
Part of speech | 2 affix |
Explanations in Malagasy |
3 Fitambaran' ny P sy ny tsofoka na sisika IN hanaovana matoantenin' ny iharana amin' ny fototeny sasantsasany manomboka amin' ny P: pinaoka = p + in + aoka: voapaoka [1.1] |
Entry (2/4) | 4 pin |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 paingotra 7 hombo hazo na vy 8 firavaka apetaka amin' ny fitafiana [1.17] |
Entry (3/4) | 9 pin |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 mametraka amin' ny paingotra na hombo; mitana mafy [1.17] |
Entry (4/4) | 12 pin |
Part of speech | 13 masculine noun |
Explanations in Malagasy |
14 hazo misy dity [1.4] 15 anaran-kazo maitso lava sady midy dity [1.9] |
Explanations in French |
16 hazo kesika [1.66] |
Vocabulary |
17 Botany |
Updated on 2022/09/14 |