Entry aoka
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba!
Miaraka amin' ny ho: Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao: Aoka ho malina fatratra isika [1.1]
Explanations in English Sufficient, enough [1.2]
 Enough! [1.7]
Explanations in French Assez! puisse! [1.8]
Morphology 
Simple : aoka, aokan', aok'
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/12