Entry orana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [1.1]
 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
Explanations in English Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [1.2]
 Rain [1.7]
Explanations in French Pluie [1.8]
Examples Midona ny orana any Ankaratra [2.131]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : orana, ora-, oram-, oran-
Derivatives 
Synonyms ranonorana
Compound words 
Proverbs 

Entry orana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [1.1]
Derivatives 
 

Entry orana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] patsa [1.78]
 Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [1.1]
Explanations in English The Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [1.2]
 A shrimp [1.7]
Explanations in French écrevisse [1.8]
Scientific name Astacoides madagascariensis
Examples Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo [2.324]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/03