Entry | naotra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Teny iantsoana ny vadin' ny iray tampo amin' ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao [1.1] | |
Explanations in English | Primitive root of ranaotra [1.2] | |
Explanations in French | Belle-soeur, beau-frère [1.54] | |
Vocabulary | Relationships: family | |
Synonyms | ranaotra | |
Anagrams | anotra, atrano, naotra, noatra, rotana, tanora, tarona, torana |
Updated on 2020/07/31 |