Entry | mpamerin-drà | |||
Elementary words | mpamerina ; ra | |||
Part of speech | locution | |||
Explanations in Malagasy | [ mpamerindra ] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1] | |||
Vocabulary | Biology | |||
Compound words |
| |||
Analogs | mpanelirà | |||
Updated on 2023/09/08 |