|
|
|
|

Entry1  mpanelirà
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany
Root  4  ely, ra
Analogs  5  mpamerindra

Updated on 2024/12/12