Entry | 1 mivadika |
Root | 2 vadika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampiseho ny ilany na ny lafiny tsy mbola niseho: Efa nivadika ve ireo lamba mihahy ireo Mifandiso ka ny lafy ratsiny indray no miseho fa tsy ny lafy tsarany: Loza fa nivadika ny akanjonao teny an-dalana Manova ny tehezana atao ambany mandry indray: Efa afa-mivadika ny marary Miova ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Nivadika ny anao taty aoriana ka izaho nanao soc azy indray no nofofoiny. / Nivadika tampoka teo lahy ny andro Mitsipaka: Ny mivadika ny teny natao no anisan' ny ratsy indrindra Mihohoka ka ny ambony no lasa ambany: Nivadika ny lakana ka saika maty daholo ny mpandeha |
Morphology |
|
Analogs | 9 mitsoa-pahana, miova fenitra, mitsoaka ny teny natao, mitsoaka orimbato, mivadibadika toa lela may, manao tsimbadiboanampotsy, manao tsimbadik' amponga, miroa lela, miodina, malady ofana, mangala-belirano |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 36 Proverbs containing the word mivadika |
Updated on 2023/08/16 |