|
|
|
|

Entry1  mangaihay
Root  2  haihay
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy
Explanations in English  5  [1.2] to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded.
6  [1.7] to be confused, to be confounded
Explanations in French  7  [1.54] être désappointé (gaina, haihay)
8  [1.8] être confus, confondu
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12  mihaihay
Analogs  13  mangasihasy, mipitrapitra, mihaingihaingy, mitanatana vava, manola-nify, gaina, diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, manjahatra, manjahana, mangotsoka, manjetoka, mitokaiky, mitsako dilana, kepoka
Proverbs  14  Proverbs containing the word mangaihay

Updated on 2024/12/11