Entry mangotsoka (hotsoka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
Explanations in English To ache, as a boil or rheumatism [1.7]
Explanations in French Avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mangotsoka
Past : nangotsoka
Future : hangotsoka
Synonyms mangotsokotsoka

Entry mangotsoka (hotsoka)
Part of speech adjective
Explanations in French Sentir vivement sa déception ( gaina) [1.54]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mangotsoka
Past : nangotsoka
Future : hangotsoka

Updated on 2020/07/31