Entry | 1 mamafy |
Root | 2 fafy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
manao fafy 5 [1.1] Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io 6 [1.13] manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany |
Explanations in English |
7 [1.2] to sow, to scatter, to disperse, to disseminate. |
Explanations in French |
8 [1.13] semer |
Examples |
9 Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo. [2.245#] |
Vocabulary |
10 Economy: agriculture |
Morphology |
|
Synonyms | 15 manely, mampiely, manapariaka, manaparitaka, manahaka, mampihahaka |
Compound words |
|
Anagrams | 19 mamafy, mifama |
Updated on 2023/01/20 |