Entry |
lokaloka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Voadivoady, toky mafana. [1.1]
|
Derivatives |
|
Entry |
lokaloka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara, Sihanaka]
Tavindona [1.78]
|
| [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy]
Tavindolana [1.78]
|
| [Tsimihety]
Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby
[1.1]
|
| Tavy fampiasan'ny mpanao trano Tavy fihinanan'ny biby [1.13]
|
Explanations in French | Auge, hourdis [1.13]
|
Synonyms | ~ |
|
Entry |
lokaloka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Dikidiky, rikoriko [1.78]
|
|