Entry kilany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao tsako sesilany / ny kisoa miosanosana, mifandrombaka an-kilany" (Dox)
Mitovy hevitra: karabe ~ lokaloka ~ tavin-kisoa [1.1]

Entry kilany (kilaka)
Part of speech noun kilaka and pronoun

Entry -kilany
Part of speech noun hila and hilana and pronoun

Anagrams 

Updated on 2023/01/05