Entry fitily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [1.1]
Explanations in English A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller [1.2]
Vocabulary 
Synonyms fody

Entry fitily
Part of speech noun
Explanations in English [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur [1.2]
 Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja) [2.233]
Explanations in French Microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja) [2.233]
Scientific name Mirza coquereli
Vocabulary 
Synonyms setohy ~ siba ~ tilitilivaha ~ tsiba
Tables and plates The Lemurs

Entry fitily (tily)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo [1.1]
Hypernym gidro
Co-hyponyms ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary

Entry fitily (tily)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kofehy taretra mena [1.1]

Updated on 2023/03/19