Entry |
fahasivy
(sivy)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo [1.1]
|
Explanations in French | Neuvième [1.3]
|
Examples | dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy;
[2.508]
|
Compound words |
|
|
Entry |
fahasivy
(sivy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Neuf brasses [1.3]
|
|
Entry |
fahasivy
(sivy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Terme de Sikidy [1.3]
|
Vocabulary |
Analogs |
sikidy |
|
Entry |
fahasivy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taimoro]
Fanahy, avelo [1.78]
|
| [Bara]
Lolo, matoatoa [1.78]
|
| [Betsileo]
Avelo, lolo [1.1]
|
Explanations in English | The ancestors, or spirits of the ancestors [1.2]
|
Examples | izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy";
[2.285]
|
|