Entry | sivy | |||
Part of speech | adjective | |||
Malagasy definition | Valo ampiana iray. [Rajemisa 1985] | |||
[Rajemisa 1985] | ||||
English translation | nine [Hallanger 1973] | |||
French translation | neuf [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] | |||
International translation | 9 [3.1] | |||
Vocabulary | Mathematics: arithmetic | |||
Derivations |
| |||
Tables and plates | The Numbers Addition Multiplication | |||
Examples | Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 155] | |||
Articles | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |