Entry | 1 eboebo |
Root | 2 ebo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra |
Examples |
5 Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 ebo |
Analogs | 12 rehareha, edinedina, edikedika, ajokajoka, sehaseha, hakevohana, be ebo, be beso, be vava, be rehaka, kasikasy, tia dera, tehoderaina, mampilahendrena, tia doka, doradora, lasanko vavany, tsy maty am-bavany, matavy an-delany, akoholahy fahavaratra |
Updated on 2025/01/21 |